http://mg-mg.facebookwkhpilnemxj7asaniu7vnjjbiltxjqhye3mhbshg7kx5tfyd.onion/business/help/2347002662267537?helpref=uf_permalink
Fanampin’izany, ny tsy fanoavana ireo politikanay, anisan’izany ireo Fifaneken’ny Mpivarotra , ireo Politika Momba ny Mpivarotra , ireo Politikam-barotra , ireo Politika Momba ny Domberin’ny Fiombonambe , ireo Fenitry ny Dokambarotra ary ireo Politika Momba ny Pejy, Vondrona ary Hetsika , dia mety hiteraka fahaverezan’ny fisitrahana Facebook sy Instagram, ireo fiasa varotra, na mety hiteraka ny famonoana ilay kaontinao. 2. Maneho ny fiharianao sy ny sehatrao Ny Pejy Facebooknao na kaonty...